|
|
|
|

Teny iditra1  fanesoana
Fototeny  2 eso
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana tsinontsinona, fanebahana, fanatsizarizariana: Tsy lefitro iny fanesoana ahy teo imasom-bahoaka iny
5 Famazivaziana, fananihaniana: Teny fanesoana fotsiny izany ka tsy mampiraika ahy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Le mépris, la moquerie, la raillerie [1.3#130]
Ohatra  7  Mizary fanesoana ny sangisangy zaritenany ifanaovany. [2.470#]
8  Ny kizaka dia teny tezitra feno fanesoana sy faniniana ary fanomezan-tsiny. [2.643#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12