|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanenomana |
| Fototeny | 2 tenona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanaovana lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana (tenany) sy mitsivalana (fahany)
5 Fitaovana entina manenona [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [Rel. s. from manenona (tenona).] A loom; the whole of the implements used in weaving, also the place where the loom is.
[1.2] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | fanenomana, 8 fenomanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|