|
|
|
|

Teny iditra1  fandrodana
Fototeny  2 rodana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manjera amin' ny tany, mandrava
5 Azo arodana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ce qu’on peut renverser, manière de renverser [1.3#542]
Ohatra  7  Mandra-pahoviana no hiantorahanareo amin' olona, mba hiarahanareo mandrodana azy, toy ny fandrodana tamboho mitongilana, tahaka ny manda efa mihotsaka? [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12