|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandrionana |
| Fototeny | 2 riona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ody basy mba tsy hahavoazana amin' ny bala atifitry ny fahavalo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [Rel. s. from mandriona (riona).] A charm used as a preservative against an injury.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qui sert à détourner ; amulette porte-bonheur.
[Tankarana]
[1.19] 7 (de riona : action de dévier une trajectoire) Nom des talismans protecteurs contre les projectiles, les armes de jet et même les balles des fusils. Celui qui le possède se croît invulnérable. [Merina, Betsileo, Bara] [1.196] |
| Voambolana | 8 Finoana |
| Tovy hevitra | 9 fandriona |
| Fivaditsoratra | fandrionana, 10 fiondranana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13 |
|