|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fandrahana
Fototeny  2 fandraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Loahana, asiana ambaviny: Fandraho ity hazo itỳ
5 Resena lahatra, anaovana po-tandroka: Nofandrahako ny anao lahy ka resy lahatra
6 Hafainganina, ampandrosoina (raharaha): Nofandrahan' i Dada ny adindry Rakoto ka vita tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be cut by a chisel; to be morticed. [1.2]
8 to be chiseled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on cisèle [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/4)14  fandrahana
Fototeny  15 rahana
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 Fomba entina mandrahana, mampangotraka [1.1]

Teny iditra (3/4)18  fandrahana
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 soamaravo [Betsimisaraka] [1.1]

Teny iditra (4/4)21  fandrahana
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23 (de rahaka : ramifications) Nom d'un chiendent malgache. Cynodon dactylon (L.) Pers (Poaceae). Bonne fourragère. Voir aussi fandrotrarana. [Betsileo, Bara, Sakalava] [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  26 fahandrana, fandrahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09