Entrée fandrafetana (rafitra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanamboarana zavatra amin' ny hazo: Fandrafetana latabatra
¶ Fanorenana: Fandrafetana trano
¶ Fanaovana, famoronana: Fandrafetana samba
¶ Fandaharana: Havanana amin' ny fandrafetana iohateny ianao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise carpenter work, construction work [Hallanger 1973]
Définition française travail de charpentier; construction [Hallanger 1974]
Citations 

Mis à jour le 2013/05/28