|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandoavana |
| Fototeny | 2 loa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Famoahana zavatra efa nohanina amin' ny vava indray
5 Fanefana vola: Isaky ny fahafolon' ny volano no fandoavana ny sarampianarana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the act of vomiting; a payment
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action de vomir; action de payer
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 8 fandavoana, 9 fandoavana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|