|
|
|
|

Teny iditra 1  fandoahana
Fototeny  2 loaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana loaka, lavaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the act of piercing; a tool for making holes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de percer un trou; outil pour percer [1.8]
Ohatra  7  Ataovy azo antoka ihany koa fa ny fitaovana fanaovana didim-poitra, fandoahana, tsindrona volamena, ary ny fomba nentim-paharazana toy ny fanasiana holatra, dia voadio tsara. [2.424#]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fandoahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26