Entrée fandiorano (dio, rano)
Partie du discours nom
Définition anglaise a species of snipe [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Citations 

Entrée fandiorano (dio, rano)
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanala] karazan-tsikovoka kely mpiriaria eny ambony na imbetika anaty rano [Rakotosaona 1972]
 Bibikely maintimainty, karazana tsikovoka monina amin' ny ranomamy, kinga aoka izany raha hilomano ary manao andiany matetika sady manao antaitrika no mitranga ombieny ombieny. Anarana entiny amin' ny ankamantatra: Ingory (Inona àry izany: ritra ny rano, hafaladian' Ingory; tondraka ny rano, hafaladian' Ingory ?) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a water-beetle [Richardson 1885]
Vocabulaire 

2010/08/26