| Entrée | 1 fandikana |
| Radical | 2 dika |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fihoarana avy ambony, fiseranana na fivikinana eo anoloana na eo ambony: Tsy fanao na oviana na oviana ny fandikana olon-dehibe matory amin' ny tany Tsy fanarahan-dalàna: Mahavoasazy ny fandikana ny didy aman-dalàna Fakan-tahaka: Tsy nanao afa-tsy fandikana ny entimodin' ny namanao ianao Famadihana amin' ny fitenim-pirenen-kafa: Sarotra ny fandikana ny hain-teny malagasy amin' ny teny frantsay [1.1] |
| Explications en anglais |
5 transgression; translation, copying [1.7] |
| Explications en français |
6 transgression; traduction; copie [1.8] |
| Anagrammes | 7 fandikana, 8 fandinaka, 9 fankadina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|