Entrée fandiafasika (dia, fasika)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Karazam-boronkely mahafinaritra izay matetika mandeha tsiroaroa ka manainganainga volombody matetika eny am-pandehanana; eny amin' ny fasika eny amoron-drano no ahitana azy matetika ka izany no nahatonga ny anarany, izay atao koa hoe lavasalaka na triotrio, salahy, seritse
Explications en anglais  [Richardson 1885] a species of sandpiper. Actitis hypoleucus , L.
Explications en français  [Rajemisa: Vakoka] guinette
Vocabulaire 
Nom scientifique Actitis hypoleucus

Mis à jour le 2020/07/31