Entrée fandefasana (lefa)
Partie du discours nom
Définition malgache Fampandehanana (olona) any amin' ny na any an-...: Fandefasana iraka any am-pita
¶ Fampitondrana: Hajia ohatrinona no hilaina amin' ny fandefasana itỳ taratasy itỳ?
¶ Fitifirana, fitorahana: Homeko baiko ianao alohan' ny fandefasana ny vato
¶ Fanafahana, famotsorana: Noho ny fetim-pirenena, dia misy fandefasana gadra vitsivitsy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise the act of setting free; sending, shipping [Hallanger 1973]
Traduction française action de libérer, de relâcher; envoi, expédition [Hallanger 1974]
Synonymes fandefana
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31