Entrée fandaniana (lany)
Partie du discours nom
Explications en anglais Consumption, using up [1.7]
Explications en français Consommation, l'action de dépenser [1.8]
Exemples 
1Ireo lalàna ireo no mamela ny Fanjakana haka hetra sy hanao fandaniana. [4.27]
2Tsy nampaninona ny varotra ny fandaniana kely dia kely nataon-dry zareo. [1.369]
3ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite) [4.12:1173451160]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31