|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandamaka |
| Fototeny | 2 lamaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mandamaka, izany hoe manao marin-tampona, mitovy tantana; fomban' ny olona mandry tsy afaka miarina, fomban' ny olona mifototra amin' ny raharaha
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 la manière de niveler
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|