|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fandala
Fototeny  2 lala
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandala [1.1]

Teny iditra (2/3)5  fandala
Fototeny  6 lala
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 Tokony hokarakaraina, hotandremana, hotandrovina: Fandala toy ny vola aman-karena ny firaisan-kina [1.1]

Teny iditra (3/3)9  fandalà
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 fisaonana [Taisaka, Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  fandala, fandalà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20