|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanavaozana |
| Fototeny | 2 vao |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanoloana hala: Isaky ny efatra na dimy taona no fanovaozana ny fitaovam-pambolena
5 Fanamboarana ho tonga tahaka ny vaovao: Fanavaozana fiarakodia mihitsy raha itỳ trano fanamboarana 6 Famerenana indray, fanindraozana: Raho tianao, dia hanao fanavaozana ny fifanekentsika isika izao. / Fanavaozana ny toky nomena tamin' ny batemy [1.1] [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 renewal
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 renouvellement, rénovation
[1.8] 9 régénération [1.13] |
| Mpanahaka | 10 fihavaozana |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fanavaozana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|