Entrée | 1 fanavaozana |
Radical | 2 vao |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanoloana hala: Isaky ny efatra na dimy taona no fanovaozana ny fitaovam-pambolena Fanamboarana ho tonga tahaka ny vaovao: Fanavaozana fiarakodia mihitsy raha itỳ trano fanamboarana Famerenana indray, fanindraozana: Raho tianao, dia hanao fanavaozana ny fifanekentsika isika izao. / Fanavaozana ny toky nomena tamin' ny batemy [1.1] 5 [1.13] |
Explications en anglais |
6 renewal [1.7] |
Explications en français |
7 renouvellement, rénovation [1.8] 8 régénération [1.13] |
Tous les mots composés | 9 fanavaozana ny fananan-tany |
Analogues | 10 fihavaozana |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |