|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanasoavana |
| Fototeny | 2 soa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the doing of good to people
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 bonnes oeuvres
[1.8] |
| Ohatra |
6 fa ny firenena no manarakaraka an' Andriamanitra amin' ny fiahiana sy ny fanasoavana ny olombelona.
[1.342]
7 Dia manana io toerana fanasoavana io ny FFPM ary nofidina Max Rafransoa Mpitandrina ho Tale hitantana voalohany ny Foibe, ary ny tenako ho Filohan' ny Filan-kevi-pitondran' ilay Foibe. [2.356#202] |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fanasoavana |
| Fivaditsoratra | 9 fanasavoana, fanasoavana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|