|
|
|
|

Teny iditra1  fanasana vy
Singan-teny  2 fanasana, 3 vy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 karazam-bato voavoatra handranitana na hikikisana akora samihafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 meule émeri [1.13]
Voambolana  7  Fitaovam-piasana

Fivaditsoratra  fanasana vy, 8 fanasivana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12