|
|
|
|

Entrée1  fanariana
Radical  2  ary
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  le rejet, l'abandon, le lieu, l'instrument [1.3]
5  vidange, évacuation [1.13]
Exemples  6  Ny fanariana ny maloto dia toy ny amin' ny miaramila miantafika : hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina. [2.472]
7  Tsy tsipelinteny iray anefa hainy, tsy fitiavana te hahay mamaky nibosesika tao am-pony fa fanariana dia fotsiny amin' ny fiandrasana an-dRavokatra sy ireo namany. [2.470]
Tous les mots composés  8  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  10 fanairana, 11 fanaraina, 12 fanariana, 13 fianarana, 14 fiaranana, 15 ifaranana

Mis à jour le 2025/10/08