|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  fanangana
Fototeny  2 tsangana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Nofon-kena malemy voahodidina taolana ao amin' ny soroky ny omby [1.1]
Voambolana  5  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  6 fanangany

Teny iditra (2/3) 7  fanangana
Fototeny  8 tsangana
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Fomba entina manangana [1.1]

Teny iditra (3/3) 11  fanangana
Fototeny  12 tsangana
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14 Azo atsangana: Tsy fanangana ny zaza maditra toy ireny [1.1]

Fivaditsoratra  fanangana, 15 fanganana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04