|
|
|
|

Teny iditra1  fanampin' anarana
Singan-teny  2 fanampy, 3 anarana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 prénom [1.4.fr#644, 1.66#747]
Ohatra  6  Izy rahateo no nanome an' i Florence ilay fanampin' anarany [2.356#86]
7  Ny fampahafantarana dia tsy maintsy misy ny anarana, fanampin' anarana, vaninandro sy toerana nahaterahana [2.114#78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12