|
|
|
|

Teny iditra1  fanampenana
Fototeny  2 tampina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaronana, fanakombonana: Inona no hatao fanampenana ny vava fery !
5 Fanasiana tsentsina, fanentsenana: Itỳ vato itỳ atao fanampenana ny lava-boalavo
6 Fanasiana sakana: Fanampenan-dalana
7 Fampijanonana: Fanafody inona no otaonao fanampenana fivalanana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12