|
|
|
|

Teny iditra 1  fanalefahana
Fototeny  2 lefaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaketrahana; fampitonena; fampihenana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 assouplissement: Fanalefahana ny tanana: assouplissement des mains [1.13]
Ohatra  6  Miseho lany etsy sy eroa ny fanomezana fanalefahana na koa alalana manokana tsy handoa hetra. [4.27#]
Tovy hevitra  7 fanatoniana
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fanalefahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26