Entrée fanairana (taitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Famohazana: Ataovy amin' ny enina ny fanairana ny ankizy mpianatra sao diso fidirana izy ireo [Rajemisa 1985]
 anjomara, antsiva [SLP 1986]
Explications en français avertisseur [SLP 1986]
Citations 

Entrée fanairana (taitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fampitahorana tampoka: Ny fanairanao azy tamin' iny biby iny no nankarary ny zanako
¶ Fanabatabana ny saina tampoka: Nandraiki-narary aho tamin' ny fanairanao ahy hoe narary mafy i dada [Rajemisa 1985]
Explications en français l'action de surprendre, la cause [Abinal 1888]
 excitation [SLP 1986]

Mis à jour le 2020/07/31