Entrée Fanahy Masina
Mots élémentaires fanahy ; masina
Partie du discours locution
Explications en malgache Olona fahatelo amin' ny Trinite Masina aseho matetika amin' ny endriky ny voromahailala
Ny Fanahy Masina dia voalaza ho mitsilo ny saina, mankahery ny fo ary monina ao amin' ny fanahin' ny olona marina [1.1]
Explications en anglais The Holy Spirit, the third person of the Trinity. [1.2]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/06/13