|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanafintohinana |
| Fototeny | 2 tafintohina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Antony mahatezitra
5 Fitarihana ny hafa hanao ratsy noho ny fahitany ny tena nanao io ratsy io: Loza ho an' izay hiavian' ny fanafintohinana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the act of offending; a scandal; cf.fahatafintohinana
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 scandale, offense
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|