Entrée fanabeazana (be)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanolokoloana ny zaza mba hanomezana azy toetra tsara ka hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Zava-tsarotra, ary manombokaindrindra eo amin' ny fianakaviana, ny fana beazana ny zaza
Explications en français  [SLP 1986 page 49] éducation
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [FOFAFIPE: Haivola, page 58] Tsy ampy fanabeazana fototra ny olona;
2 [Wresinski: Mahantra] nitarika azy hitia ny hafa ny fanabeazana azony.
3 [Andraina: I Vola, page 11] Heveriko fa fanabeazana ilaina amin' ny ankizy izany.

Mis à jour le 2022/01/14