|
|
|
|

Teny iditra 1  fampivelarana
Fototeny  2 velatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 manière de faire épanouir [1.13]
Ohatra  5  Koa izany fampitoviana sy fampivelarana amin'ny any ivelany izany, dia mitarika fomba fisaina mifanohitra amin' ny nentimdrazana izay mitazona ny olona hifototra amin'ny fokony ihany. [2.606#]
Voambolana  6  Filôzôfia
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fampivelarana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26