|
|
|
|

Teny iditra 1  fampihaingoana
Fototeny  2 haingo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 l' action de parer [1.3]
Ohatra  5  Ny mahazo ny rafitra rehetra momba ny trano, dia adidin' ny tompo-mariky ny trano vao atao avokoa, fa ny mihevitra ny momba ny fampihaingoana azy kosa no tsy maintsy imasoan' izay miandraikitra ny handravaka sy naoso-doko azy; [2.996]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fampihaingoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19