|
|
|
|

Teny iditra1  famorina
Fototeny  2 vorina
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamorina, mangorona kofehy ho vita kibory
5 Azo avorina, ahorona ho kibory [1.1]

Fivaditsoratra  famorina, 6 fanamory, 7 manifora, 8 mifañaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12