Entrée famoriana (vory)
Partie du discours nom
Définition malgache Fiantsoana ho tonga miaraka amin' ny toerana iray; fanaikana, fanaingana: Famorian' ny ben' ny tanàna ny fokonolona ny alarobia
¶ Fanangonana: Raharahany famoriana tain' omby ho an' ny mpamboly [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise the act of gathering [Hallanger 1973]
Traduction française action de réunir [Hallanger 1974]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31