Entrée famonjena (vonjy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitondrana vonjy, fanalana amin' ny loza: Noho ny famonjenan-dRakoto no tsy nahafaty an-drano an' i Naivo
Fanampiana: Misaotra amin' ny famonjenao fa raha tsy ianao tsy nilaoka ireto kambory kely ireto
Fanatrehana, fandehanana mba ho tonga amin' ny,..: Ataovy zava-dehibe ny famonjena fotoampivavahana ny alahady [1.1]
Explications en anglais Help ; salvation [1.7]
Explications en français Aide, secours ; salut [1.8]
Exemples 
1Famonjena tsy nampoizina izany! [2.324]
2Nahare ny teny ary efa niomana tamìn'ny famonjena. [2.895]
3Tonga lava eto amin' ny lapan' ny tanàna mba hangataka famonjena. [1.369]
Article 

Mis à jour le 2023/01/20