|
|
|
|

Teny iditra1  famohazana
Fototeny  2 foha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanairana, fanohinana mba hahatsiaro, fampahatsiarovana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 réveil, éveil [1.13]
Ohatra  6  Tsy nanana herimpo hanohy ny famohazana ny lasa intsony ity tovolahy. [2.529#]
7  Ny zavatra sasany miseho amin' ny famohazana angatra (magie noire na spiritisme) dia miharihary fa mihoatra ny herin' olombelona. [2.296#]
8  Raha vita ny antso famohazana ny masina rehetra, ireo voatanisa etsy ambony ireo, dia apetraka eo amin' ny vodi-fototra ny pampy telo nasiana toaka. [2.245#]
Kamban-teny rehetra  9 famohazana vavahadin-tsaina

Fivaditsoratra  famohazana, 10 hazomafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09