|
|
|
|

Teny iditra1  famoahana
Fototeny  2 voaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanalana hiala ny trano, fanesorana: Hanampy ny famoahana ny are tina itỳ fanafody itỳ
5 Famosahana, fampisehoana voalohany: Famoahana lalàna; famoahana vola vaovao
6 Fampisehoana, filazana: Famoahana an-gazety
7 Fandefasana ny zanakavavy hanambady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 émission, évacuation [1.13]
Ohatra  9  Afaka kelikely dia nahodiny ilay famoahana ny gaza. [2.332#]
10  Nisy mpanontany aza ny famoahana sy fampidirana ny biby an-tsaha. [2.470#]
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  12 famahoana, 13 famaohana, famoahana, 14 mahafoana, 15 mahaofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09