Entrée fametrahana (petraka)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanasiana amin' ny toerana anankiray: Fametrahana voninkazo eto ambony latabatra
¶ Fanomezana (zavatra) mba hotehirizina, fanomezana (vola) mba hiteraka: Fametrahana vola amin' ny banky
¶ Fanendrena: Fametrahana hisotro ronono
¶ Fanalana, fanesorana, fanonganana: Omaly ny fametrahana ilay mpiasam-panjakana nihinana ny volam-bahoaka
¶ Fandroahana, fisaorana: Tsy nisy tsy nahalala ny fametrahan-dRakoto an-dRavao
Explications en français  [Abinal 1888 page 484] L'action de placer, de confier, de déposer, de destituer, de renvoyer, la cause, le lieu: Io ny vata fametrahana ny fitafiana (Voilà la malle où l’on met les vêtements)
  [SLP 1986] dépôt, implantation
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [SeFaFi ] Mifanaraka amin' ny Lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra?
2 [Rabesata: Fanandroana] Toerana fametrahana masom-boly (ambioka) ary fanorenam-pitia-vana fanambadiana.
3 [Cohen-Bessy: Rakotovao] Mazava ho azy moa fa mila vola enti-mihetsika tokoa ny fametrahana izany rafitra izany.
4 [Ndema: Antakay] Nampiarahina ny fametrahana ny Tandro-drihana sy ny Fihemba: andro iray anatohana ireo.

Mis à jour le 2022/01/16