|
|
|
|

Teny iditra1  famaohana
Fototeny  2 faoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Lamba, tapa-damba entina mamaoka, manesotra loto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a towel, anything used for wiping, also pronounced famoàhana [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 serviette, tout ce qui sert à essuyer ; se prononce parfois famoàhana [1.8]
Kamban-teny rehetra  7 lamba famaohana

Fivaditsoratra  8 famahoana, famaohana, 9 famoahana, 10 mahafoana, 11 mahaofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09