|
|
|
|

Teny iditra1  famahana olana
Singan-teny  2 famahana, 3 olana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 résolution d'un problème [1.13]
Ohatra  6  Tsy maintsy mahita famahana olana foana izy. [2.4]
7  Manampy amin' ny famahana ny olan' ny mpifanandrina amin' ny alalan' ny marimaritra iraisana tsy an' ady sy ampandinihana no isan' ny antom-pisian' ny SeFaFi. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12