|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famahanan-tenona |
| Singan-teny | 2 famahanana, 3 tenona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Zavatra horonan'ny kofehy atao fahan' ny tenona ka atsofoka mifandimbindimby avy an-kavanana sy avy an-kavia rehefa manenona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [Rel. s. from namahana (fahana), and tenona, weaving.] A shuttle.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|