Entrée | 1 fakana |
Radical | 2 aka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fangalana: Fakana trondro ~ Fakana kitay Fiantsoana: Fakana miaramila [1.1] |
Explications en français |
5 L’action de prendre, là où on prend, d’où on tire, pour qui on prend [1.3#13] |
Exemples |
6 Antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho.
[2.117#]
7 Amin' io nosy io ihany koa, hono, no fakana orana. [2.471#] 8 Ahitana fifandirana koa matetika eny amin' ny toerana fakana rano; [1.519#] |
Tous les mots composés | 9 4 combinaisons de ce mot |
Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
Anagrammes | 11 ankafa, 12 fakana, 13 fanakà, fanaka, 14 kafana |
Mis à jour le 2025/10/18 |
![]() |