|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahihirana |
| Fototeny | 2 hihitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitsitsiana tafahoatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 l'avarice, la parcimonie
[1.3#246] |
| Ohatra |
6 Tandremo tsara sao azon' ny fahihirana hianareo, fa ny ain' ny olona tsy miankina amin' ny habetsahan' izay ananany.
[2.996#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|