|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahavarianam-panahy |
| Singan-teny | 2 fahavarianana, 3 fanahy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fifantohan' ny saina amin' ny fivavahana ka hadino ny zavatra rehetra manodidina ny tena
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|