|
|
|
|

Teny iditra1  fahatretrehana
Fototeny  2 tretrika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 le bonheur, la félicité [1.3]
Ohatra  5  Feon-dreny feno fankasitrahana sy fahatretrehana amin' ny ataon-janany no re, raha mihaona eo amorom-patana iny harivariva iny izy efa-mianaka; [2.470]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12