Entrée fahatanjahana (tanjaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny fahatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa [1.1]
Synonymes hatanjahana
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31