|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faharerahana |
| Fototeny | 2 reraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 épuisement, découragement, pauvreté
[1.3] |
| Ohatra |
5 Asa, Reniny, na noho ny asa, na noho ny faharerahana efa hoavy.
[2.470]
6 Tao anatin'ny andro vitsivitsy dia toy ny sery sy faharerahana ihany ny aretina, nefa nony tapitra ny andro herinandro dia nandroso nihamafy. [2.324] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|