Entrée fahandro (handro)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fomba entina mahandro: Hainao ve ny fahandro sokatra?
¶ Zavatra andrahoina: Aza dia manao be fahandro fa mandalo fotoan-tsarotra isika izao
Citations 

Entrée fahandro (handro)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Azo handroina na andrahoina: Asa na fahandro io biby io na tsia

Mis à jour le 2020/07/31