|
|
|
|

Teny iditra1  fahalovana
Fototeny  2 lo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 corruption, rottenness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 pourriture; corruption [1.8]
Ohatra  6  Avela ho motraka ao io, ka rehefa injay heno misy fofona ateraky ny fahalovana - avy amin' izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: "mantsim-bao miray" - dia alaina ka akipaka ny hodiny; [2.436#]
Lahatsoratra  7 Randzavola: fahalovana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17