|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 eveka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (Fiv. kat.) Dimbin' ny apostoly, nandray ny sakaramentan' ny Fandaharana feno, ka manome ny sakramentan' ny Fankaherezana ary manamasina Pretra. Voatendrin' ny Papa hitondra faritany iray lehibe atao hoe diosezy ny eveka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a bishop
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 évêque
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 6 aveke, eveka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|