Entrée evanjelista
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. évangéliste] Anarana nomena azy efa-dahy nanoratra ny Evanjely na ny Filazantsara, dia i Matio, Marka, Lioka ary Joany [1.1]
Explications en français évangéliste [1.3]
Exemples 
1Andriamiraho, Evanjelista kosa no nitarika ny resaka; [2.649]
2Tonga tany Ambohibary Ray ny mpivavaka notarihin' ny evanjelista. [2.270]
3Johnson mianakavy ary Ingahy Rajaobelina Evanjelista, mbamin'izay rehetra míandany aminy. [2.588]
Vocabulaire 
Origine Français: évangéliste (un).
Analogues  evanjelisitra ~ evanjelistra

Mis à jour le 2022/05/01