Entrée evanjelisitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Mpitandrina nirahin' ny fiangonana hitory ny filazantsara [1.1]
Explications en français évangéliste (pasteur auxiliaire) (term [...] [texte complet dans 1.5]
Exemples 
1na vola aloa ho an'ny evanjelisitra izay lasa nampianatra sy mitory ny tenin'Andtra any avaratra; [2.59]
2Tamin' ny Fjangonan-kariva, izy roa laby evanjelisitra no nandahatra aloha, dia nikatroka indray Mr. Richardson. [2.649]
3Milaza ny zavatra tsy fantatra sy ny tontolon'ny tsy hita, izany hoe ny zava-masina mantsy, ireny venjy na evanjelisitra ireny; [2.606]
Vocabulaire 
Analogues  evanjelista ~ evanjelistra

Mis à jour le 2022/05/01